Kilalaon-tsaina malagasy ny ankamantatra. Atahorana hanjavona anefa izy ankehitriny noho ny fandrosoan'ny teknolojia izay ironan'ny tanora sy ny ankizy, eny fa na ny olon-dehibe amin'izao.
Natao ity rindram-baiko (application) ity mba hameloma-maso indray ny kolontsaina malagasy amin'ny alalan'ny teknolojia vaovao.
©Copyright: Jean Luc Arnaud RAKOTOVAO. luckharno@gmail.com
App Challenge Orange Kliff Madagascar.