Fotoam-pivavahana

Ao aorin'ny famelan-keloka

Sambratra ny olona izay voavela ny helony sy voasarona ny fahotany. Sambatra ny olona izay tsy isain'i Jehovah heloka ary tsy misy fitaka ny fanahiny. Salamo 31 : 1-2

Amena.