Fotoam-pivavahana

Ao aorin'ny sitapon'Andriamanitra

Sambratra ny mahitsy lalana, izay mandeha araka ny lalan'i Jehovah. Sambatra izay mitandrina ny teniny vavolombelony, ka mitady azy amin'ny fony rehetra. Salamo 119 : 1-2

Amena.