FP Voalohany

Kristy dia maty noho ny fahotantsika. Araka ny Soratra Masina dia nalevina ary nitsangana tamin'ny maty tamin'ny andro fahatelo. Araka ny Soratra Masina dia iray ny Fiangonana, ary iray ny Fanahy dia toy ny fiantsoana antsika ho amin'ny fanantenana iray. Iray ny Tompo, iray ny finoana, iray ny Batisa, iray Andriamanitra, sady Rain'izy rehetra izay ambinin'izy rehetra sy manerana azy rehetra, ary amin'izy rehetra.

Amena.