Katekomena

Izaho ... dia manaiky marina sy mino fa Jesoa no Tompoko sy Mpamonjy ahy, voavelany ny heloko ary hazoko ny famonjena. Ekeko ny ho tia sy hanompo Azy amin'ny foko rehetra, noho ny fitarihan'ny Fanahy Masina ka hazoto hivavaka sy hamaky ny Baiboly isan'andro, araka izay azoko atao.

Hanoa ny fitondrana ao amin'ny Fiangonan'i Jesoa Kristy eto Madagasikara, ary hanaja ny hevitra tapaky ny mpandray

Ny herin'Andriamanitra no iankinako hahatanterahako izany.

Amena.