Tompo o ! Tsy mendrika ny hatao hoe zanakao aho
Tompo o ! Tsy mendrika ny hidiranao ato ambany tafontranoko aho
Tompo o ! Tsy mendrika ny hitsimpona izay sombintsobiny latsaka amin'ny latabtra akory aho
Kenafa hoy Ianao hoe : "Izay manatona Ahy tsy mba ho laviko mihitsy".
Amena