Baiboly sy Fihirana

Rainay Izay any an-danitra, hohamasinina anie ny Anaranao. Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao ety an-tany tahaka ny any an-danitra.

Omeo anay anio, izay hanina sahaza ho anay. Ary mamel´s; ny helokay, tahaka ny namelanay izay meloka taminay. Ary aza mitondra anay amin'ny fakam-panahy, fa manafaha anay amin'ny ratsy.

Fa anao ny fanjakana sy ny hery ary ny voninahitra mandrakizay.


Amena.