F.Fanampiny 11

Faly aho

Faly aho raha hoy izy ireo tamiko
Handeha isika ho any an-tranon'I Jehovah,
Ny tongotray efa mijoro
Ao anatin'ny vavahadinao
Ry Jerosalema, ry Jerosalema.
Dia ianao ry Jerosalema,
Izay efa vita tahaka ny tanĂ na
Efa voalamina tsara.
Any no hiakaran'ny firenena,
Ny firenen'I Jehovah,
Mba hisaotra ny Anarany
Mba hisaotra ny Anarany
Mba hisaotra ny Anaran'i Jehovah.