Mahatoky, ka tokony hekena
Amin'ny fankasitrahana rehetra
Izao teny izao (x2) :
Tonga tety ambonin'ny tany
Kristy Jesoa
Hamonjy ny mpanota
Ary amin'ireny,izaho (izaho)
Amin'ireny, izaho no lohany (x2).
Kanefa izao no namindrana fo tamiko (x2)
Dia ny mba hisehoan'i Jesoa Kristy
eo amiko izay Lohany (x2)
Ny faharipo rehetra Ho fianarana
Ho an'izay hino Azy
Hahazoana fiainana mandrakizay.