FFPM 38
38 - He, hosana !
He, hosana !
Isaorana anie ny Mesia,
Izay nalefan’ny Tompo,
Ka hosana no asandratray ;
:,: Ilay nirahinao, ry Tompo :,:
:,: No derainay :,:
:,: Ka hosana
no asandratray :,: