Antema 1
Masina, Masina
Masina, masina, masina Jehovah Tompo! Feno ny voninahitrao izao rehetra izao, ry Tompo รด! Amena.