Toy ny diera maniry ny rano an'ony, ny foko maniry Anao. Ry fanahiko! nahoana moa no mitanondrika hianao, ka mitoloko ao anatiko? ManantenĂ ny Tomponao.