Ny Tompo hajao noho ny fahamarinany sy ny fahamasinany. Matahora Azy re, ry vahoaka marobe! Ny voninahiny mahagaga. He ny heriny sy ny hatsaràny.