Antema 4

Ary maro

:,: Ary maro, ary maro, ary maro amin'izay matory ao, matory ao,matory ao, matory ao, amin'ny vovoky ny tany no hifoha, no hifoha, no hifoha.:,:

:,: Ary izay hendry dia hamirapiratra, ary izay hendry dia hamirapiratra, ary izay hendry dia hamirapiratra, toy ny famirapiratry ny lanitra.:,:

:,: Ary izay mamerina ny maro, ary izay mamerina ny maro, ho amin'ny fahamrinana, dia ho tahaka ny kintana mandrakizay doria.:,:

Amena.