Antema 10

O! mihobia, ry vahoaka any Ziona!

O! mihobia, ry vahoaka any Ziona! Fa indro, ny Masina Jehovah Mpanavotra, Mitsangan-kitahy eo afovoanareo, Hahatsara an'i Ziona mba ho tany hiadananareo. Sambatra ao Ziona fonenanareo. Endre, ny tranom¬panjakana ao Ziona! Izahao. Hotantaraina hatramin'ny farany, samy hahare izay taranakareo. O! mihobia, ry vahoaka any zona! Fa indro, Jehovah eo afovoanareo.