Antema 12

He ny aiko tsy lalaiko

He ny aiko Tsy lalaiko Hamonjeko ny fanahinao; Famonjena No nomena, Kanefa tsipahinao.

Menatre aho, Ry Mpamonjy! MamelĂ  ny mpanomponao! Fa ny tena Sy fanahy Omeko Anao izao.