Endrey ny hatsaran'ny trano
:,:Endrey ny hatsaran'ny trano, tranonao, Andriamanitra รด! Maniry anao ny foko sy fanahiko.
Sambatra izay, izay mitoetra, sambatra izay mitoetra ao an-tranonao, tranonao.
Hidera Anao, Tompoko: Tompoko sy Andriamanitro.:,: Amen.