Antema 23

Hoderaina ny Anaranao, ry Andriamanitra ô!

Hoderaina ny Anaranao, ry Andriamanitra ô! Tompo be fahasoavana, mba henoy ny vavakay! Ry Mpanjakan'ny mpanjaka ô! Raiso ny fifonanay! O ry Tompo Mpampionona, mba henoy ny vavakay! Mihainoa ny vavakay, mihainoa ny vavakay!

Tompo tia sy Mpamindra fo! Mihainoa anay. Amen!