:,: MiderĂ ny Tomponao:,:
Ry Jehovah Tomponay, tafavory izahay; avy hankalaza Anao izahay vahoakao.
Faly, ravo izahay noho ny soa azonay; tonga mba hisaotra Anao voavotrao saotra tsara entinay, hira no asandratray mba ho fiderana Anao Rain'izao rehetra izao
(Famaranana :)
Derao, derao, dera no omena Anao